Partager l'article ! Raha izaho no lehilahy: Raha izaho no lehilahy….. Raha izaho no lehilahy ka mahita izao mitranga, Dia hitroatra aho hi ...
Raha izaho no lehilahy…..
Raha izaho no lehilahy ka mahita izao mitranga,
Dia hitroatra aho hijoro handripaka ny bemiranga
Hitifitra hahafaty koa iny TGVendrana iny!
Ny handringana azy angamba dia inoko tsy ho tsiny!
Raha izaho no lehilahy dia iadivako ny tafika
Na hamoy ny aiko aza, hopotehiko ireo rafiko
Satria rafin’ilay tanidrazako ireo mpampihorohoro
Ho eny aho dia ho sahy, handroso aho ary hijoro
Raha izaho no lehilahy dia hiady hatramin’ny farany aho
Tsy hiafina ao arian’ny solosaina fa ho sahy
Tsy lany andro hamporisika fa handray anjara mihitsy
Ireny fahavalo ireny, ripahiko tsy anki tsitsitsitsy!
De Christiane, Mars 2009 sous le pseudo Malagasy.
| Mai 2012 | ||||||||||
| L | M | M | J | V | S | D | ||||
| 1 | 2 | 3 | 4 | 5 | 6 | |||||
| 7 | 8 | 9 | 10 | 11 | 12 | 13 | ||||
| 14 | 15 | 16 | 17 | 18 | 19 | 20 | ||||
| 21 | 22 | 23 | 24 | 25 | 26 | 27 | ||||
| 28 | 29 | 30 | 31 | |||||||
|
||||||||||